1 line
294 B
Plaintext
1 line
294 B
Plaintext
\v 7 Ry mpetsaravelatsy! Marina ny faminagnen'Isaia mombo an'nareo raha nilaza izy hoe: \v 8 Ty vahôka ty de magnaja anà amin'ny molotr'izy reo, fa ny fon'izy reo de lavitra anà.\v 9 Tsisy dikany ny fiderany anà, satria izy reo mampianatra ny didin'olombela ôtran'ny fampianaran'izy reo." |