1 line
398 B
Plaintext
1 line
398 B
Plaintext
\v 28 Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Enao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za." \v 29 Ozy Jesosy hoe: "Magnantona" ka de niala avy takao amin'ny sambokely Petera ary nande teo ambony rano mba hagnantona an'i Jesosy. \v 30 Fa rafa natazagna rivotra Petera, de lasa natatra. Ra iny izy nanomboka nilentika iny, de nikika mafy izy sady nitaré hoe: "Tompo, vonjeo za!" |