1 line
470 B
Plaintext
1 line
470 B
Plaintext
\v 19 \v 20 \v 21 Avy akeo Jesosy de nibaiko an'reo vahôka mbô hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno rôy. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisaotra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny reo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome zany an'reo vahôka. Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo harona. Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akôtran'reo zaza amim-bevavy. |