plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/30.txt

1 line
249 B
Plaintext

Nororain"jareo Izy, ary nalain'jareo ny tehina de nikapoka Azy im-betsaka teo amin'ny lony Rafa avy nagneso Azy izy reo, de nagnala ny akanjony lavany ary nampitafy Azy ny fitafeigny, ary nitondra Azy nivoka mba hamantsika Azy amin'ny hazofijaleigna