1 line
366 B
Plaintext
1 line
366 B
Plaintext
\v 1 Avy akeo nisy Fariseo sy mpanora-dalana sasatsasagny avy aigny Jerosalema nagnatogna an'i Jesosy. Ozy zareo: \v 2 "Nagnino ny mpianatrao no mandika ny fomban-drazagn'reo zoky ôla? Fa tsy manasa ny tagnany zareo melôn'ny hiinana." \v 3 Namaly Izy ary nitare tam'jareo hoe: "Kô nagnino ary anareo no mandika ny lalàn'Andriamanitra noho ny fomban-drazagnareo? |