plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/01.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 1 Raha nagnatogna an'i Jerosalema Jesosy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tanetin'i Oliva, de nandefa mpianatra rôy Jesosy, \v 2 nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze tanana magnaraka akao, akeo iany anareo de hatazana boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka am'azy. Vahao jareo ary ndeso aty Amina. \v 3 Raha misy mitare an'nareo momba an'zany, de lazao hoe: 'Misy ilan'ny Tompo an'azy reo, ary akeo no eo zany ôla zany de handefa an'azy reo miaraka aminareo."