1 line
363 B
Plaintext
1 line
363 B
Plaintext
\v 31 No zany lazaiko aminareo fa ho vôvela heloka ny ôla amin'ny fahotana sy fitenenan-dratsy daôly, fa ny fitenenan-dratsy amin'ny Fagna Masina de tsy hahazôna famelan-keloka. \v 32 Na iza na iza mitare manoitra ny Zanak'Ôla, de ho vôvela izy. Fa na iza mitare manoitra ny Fagna Masina, de tsy ho vôvela izy, na amin'zao fiaignana zao, na amin'ze ho avy. |