1 line
338 B
Plaintext
1 line
338 B
Plaintext
Ary rafa avy nampiagnatra rero ùpianany rombefolo Jesôsy, de niainga avy takeo Izy hampiagnatra sy hitory akaigny amin'ny tanànan-jareo. Ary rafa regnin'i Jaona takao am-ponja ny momba reo asan'i Kristy, de nandefa hafatra tamin'ny alalan'reo mpianany izy ka niatre Azy hoe: "Enao va le raika ze ho avy, sa tokony hikaraka hafa zahay?" |