1 line
343 B
Plaintext
1 line
343 B
Plaintext
\v 28 Fa nivôka io mpanompo io ka natazagna ny raika tam'reo mpiara-miasa amin'azy,ze nanagnany denaria zato. Nosamboriny izy, noraisiny tamin'ny tendany, ary nitare hoe: 'Aloavo amina ze notrosainao'. \v 29Nefa nitagnondrika io mpiara-miasa amin'azy io ary nengavy tamin'azy, nanagno hoe: 'Manàgna faharetana amina, de halôko aminao ndre.' |