plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/46.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 46 Raha mbola nitare tamin'reo vahôka Jesosy, de indreo, ny reniny sy reo rahalàny nijoro taigny ivelany, nitady hiresaka aminy. \v 47Nisy ôla raika nitare taminy hoe: "Jereo, ny reninao sy reo rahalànao mijoro akao ivelany, mitady iresaka aminao."