1 line
329 B
Plaintext
1 line
329 B
Plaintext
\v 33 Reo ze niambina an'le kisô de nihazakazaka ary nankaigny an-tanàna zareo ary nitati-bolana ny ra daôly,ary ndrindra ze nitranga tam'reo leilà ze nafatotry ny demonia.\v 34 Indro, nivôka reo tao an-tanàna daôly mbô hihaogna amin'i Jesosy. Rafa tazan-jareo Izy, de nangataka an'Azy mba handao ny faritanin-jareo reo. |