1 line
317 B
Plaintext
1 line
317 B
Plaintext
\v 30 Kanefa nandà le mpiasa vôlôny. Mifanôitra am'zany, nande izy ary nataony taigny am-pigadrana le mpiara-miasa amin'azy mandram-pahalôny amin'azy ze notrosainy.\v 31 Rafa natazagna ze nitranga reo mpiara-miasa amin'azy, de nalahelo tokôtra zareo. Nande ary nilaza tamin'ny tompony ze ra daôly niseo zareo. |