1 line
312 B
Plaintext
1 line
312 B
Plaintext
\v 57 Ndesin'reo nisambotra an'Azy taigny amin'i Kaiafa mpisoronabe Jesosy, ze nivorian'reo mpanora-dalàna sy loholona. \v 58 Fa Petera nagnaraka an'Azy avy aigny alavitra nankaigny amin'ny kianjan'ny mpisoronabe. Niditra takao agnatiny izy ary nentotra niaraka tamin'reo mpiandry raraha mba hahita ze hefarany. |