1 line
318 B
Plaintext
1 line
318 B
Plaintext
\v 15 Tsisy ôla manpiretra jiro ka mametraka an'zany aigny ambany harogna, fa akeo amin'ny fitôran-jiro, ka manazava ny daôly akao an-trano zany. \v 16 Ôka hazava akeo agnoloan'ny ôla ôtran'zany fomba zany ny fazavanareo mba ahitan'izy reo ny asa tsara ataonareo ary ankalazany ny Rainareo ze aigny an-dagnitra. |