1 line
314 B
Plaintext
1 line
314 B
Plaintext
Fa ra misy ôla mitaré aminareo hoe: "Indro! 'Ty le Kristy na iry le kristy de aza mino an'zany. fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminagny sandoka de ho avy ary ampibôgna famantarana gedabe sy ra mahagaga, mbô hamitaka ra azo atao, iôny fa na ny ôlom-boafidy aza. Indro! Efa nolazaiko taminareo melon'ny fotôna. |