1 line
326 B
Plaintext
1 line
326 B
Plaintext
Raha mbola nitare Izy, de tonga Jodasy raika tamin'reo roa ambefolo là. Nisy vahôka betsaka tonga niaraka taminy avy amin'ny leiben'ny mpisorogna syy reo loholona. Tonga niaraka tamin'ny hantsy be sy sabô zareo. Ary nagnome famantarana an'azy reo le leila hamadika an'i Jesosy, magnano hoe: "Ze horoko no Izy. Sambory Izy." |