1 line
348 B
Plaintext
1 line
348 B
Plaintext
Nandray ny kapôka Izy ary nisôtra, ary nagnome izany an'jareo ka nitare hoe: "Anareo daôly, sotroy ty. Fa ity ny ràn'ny fanekem-piavanana ahidigna ho anareo daôly ho famelan-keloka. Fa lazaiko aminareo, fa tsy mba hisotro ny vokatry ny vôloboka intsony Za, mandra-piavin'ny fisotrôgna vaovao herako aminareo aigny amin'ny fanjakan'ny Raiko." |