plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/06.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Ary Jesosy rafa takao Betania akao an-tranon'i Simona boka, raha nipetraka nignana takeo amin'ny latabatra, de nisy vevavy raika nagnana tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna an'Azy, de nagnidigna izany tamin'ny lôny. Fa rafa hitan'reo mpianany zany, de tezitra izy reo ka nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandaniana zao? Afaka namidy lafo ary nomegna reo mahantra io."