plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/17.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 17 Namaly Jesosy ary nitare hoe: "Ry taranaka tsy mpino sy maratra toetra, mandra-pahovena no tokony hipetrako miaraka aminareo? Mandra-pahovena no tsy maintsy itôrako miaraka aminareo? Ndeso aketo Amina izy". \v 18Nitare mafy ny demonia Jesosy, ka nivôka tamin'azy zany ary de sitragna tamin'zany ora zany le gaon-dà.