\v 28 Ary rafa avy nagnambara reo teny reo Jesosy, gaga tamin'ny fampianarany reo vaôka,\v 29satria nampianatra an'jareo ôtrany ny ôla ze magnana fahefana Izy, fa tsy ôtrany reo mpanora-dalanan'jareo.