1 line
213 B
Plaintext
1 line
213 B
Plaintext
Ny ola daoly ze nandao trano, rala, anabavy, ray, reny, zanaka, na tany, nony agnarako, de handray avo zato heny ary handova fiaignana mandrakizay. Fa maro reo ze volony ho lasa farany, ary ny farany ho volony. |