1 line
339 B
Plaintext
1 line
339 B
Plaintext
\v 29 \v 30 \v 31 Avy akeo nokasin'Jesosy ny mason'jareo ary niteny hoe: "Ho tanteraka aminareo araka ny finognareo anie zany," ary naita ny mason'jareo. Avy akeo Jesosy nandidy mafy an'azy reo ary niteny hoe: "Oka mba hisy ola afantatra momba izao." Fa nande reo roa la ka nanaparitaka ny vaovao momban'zany ka nanerana ny faritra izany. |