1 line
311 B
Plaintext
1 line
311 B
Plaintext
\v 30 Kanefa nandà le mpiasa vôlôny. Mifanôitra am'zany, nande izy ary nataony takaigny am-pigadrana le mpiara-miasa aminazy mandram-pahaloany aminazy ze notrosainy.\v 31 Rafa naita ze nitranga reo mpiara-miasa aminazy, de nalaelo tokotra zareo reo. Nande ary nilaza tamin'ny tompony ze daôly niseo zareo. |