plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/12.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 12 Ino no eritreritrareo? Ra misy magnana ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika amin-jareo, de tsy handao ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso?\v 13 Ra hitany zany, de koraniko marina aminareo, fa miravoravo am'zany miôtra no reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy.\v 14 Ötran'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny an-dagnitra ny hahavery ny raika amin'reo kely reo.