plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/38.txt

1 line
235 B
Plaintext

Fa rafa nahita le zanaka leila reo mpamboly vôloboka, de nifampikoragna zareo hoe: 'Ty no mpandova. Ndao, hovonotsika izy ary alaintsika ny lova.' Na zany de nosamborin'zareo izy,natsipy takao agnatin'ny tanim-bôloboka ary novonôna.