1 line
448 B
Plaintext
1 line
448 B
Plaintext
Rafa nahita an'zany reo mpianatra, de gaga zareo ary nitare hoe: "Ahôna no nahamaigna avetrany ty aviavy ty?" N amaly Jesôsy ary nikoragna hoe: 'Lazaiko marina aminareo, manam-pinôna sy tsy misy fisalasalana nareo, de tsy ze natao tamin'io aviavy io iany no hataonareo, fa de hitare amin'ty tendromboitra ty aza hoe: 'miongota ary mianjerà akaigny an-dranomasina', d ho atao zany. N'ino n'ino angatanareo am-bavaka, am-pinôna, de ho azonareo. |