\v 21 Raika hafa tam'reo mpiagnany nitare taminazy hoe: "Tompo, ambilao za alô ande ary andevigna ny raiko."\v 22 Fa ozy Jesôsy taminazy hoe: "Magnarà Ana, ary avilao ny maty andevigna ny maty akao aminazy manôkana."