plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/28.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 28 \v 29 \v 30 Mankanesa aty Amina; nareo daôly ze miasa sy mitondra mavesatra, de ameko fitsaarana nareo. Ento ny ziogako ary menara amina; fa malemy fanahy sy magnetry tegna am-po Za, de haita fitsaarana ho an'reo fanahinareo nareo. Fa mora ny ziogako ary maivana ny entako.