2020-02-14 14:26:58 +08:00

1 line
333 B
Plaintext

\v 5 Saingy tsy naôny zareo ary lasa nande, ny raika namonjy ny tahiriny, ny hafa tamin'ny asa fivarotana. \v 6 Reo sasagny nisambotra reo mpanompon'ny mpanjaka, nagnala baraka an'azy reo, ary namono an'azy reo. \v 7 Sosy ny mpanjaka ka nagniraka reo miaramilany, ary namono mpamono ôla reo zareo, ary nandoro ny tanànany.