1 line
479 B
Plaintext
1 line
479 B
Plaintext
\v 19 Ary tafaran'ny fotôna ela de niverigna ny tompon'reo mpanompo reo ary nandamin-tabà tamin'jareo. \v 20 Niditra le mpanompo ze naray talenta dimy no sady nitondra talenta dimy hafa. Ozy izy hoe: "Tompoko, namenao talenta dimy hafa za. Indro, nanatombo talenta dimy hafa KO za." \v 21 Ozy ny tompony taminy hoe: "Tsara zany, ry mpanompo tsara sady matoky! Natoky tamin'ra vitsivitsy enao. Za hampendraikitra an'nao amin'ny ra betsaka. Midira amin'ny fifalian'ny tomponao." |