plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/38.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 38 Fa rafa natazagna le zanaka là reo mpamboly vôloboka, de nikoragna zareo hoe: 'Ty no mpandova. Andao, hovonotsika izy ary alaintsika ny lova.' \v 39 Noho zany de nosamborin-jareo izy,natsipy tao agnatin'ny tanim-bôloboka ary novonoina.