1 line
295 B
Plaintext
1 line
295 B
Plaintext
\v 16 Fa sambatra ny masonareo, satria mahita; ary ny sofignareo, satria maregny. \v 17 Lazaiko marina aminareo fa mpaminagny sy ôlo-marina betsaka no nagniry hatazagna reo ra ze hitanareo, kanefa tsy natazagna an'reo. Nagniry ny handregny reo ra ze regninareo zareo, kanefa tsy naregny an'reo. |