Sambatra reo mpampihavana, fa zareo no antsona hoe zank'Andriamanitra. Sambatra reo ze enjena noho ny famarinana, fa an'azy reo ny fanjakan'ny lagnitra.