\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Avy akeo Jesosy nitaritin'ny Fagnahy ho aigny an'efitra mbô alain'ny devoly fagnahy. Rafa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina Izy, de nôna. Nagnantona ny mpaka fagnahy ka nitaré tamin'Azy hoe: "Ra zanak'Andriamanitra Anao, de taravo ho tonga mofo reto vato reto. Fa Jesosy namaly ka nagnano tamin'azy hoe: "Vôsoratra hoe: Tsy ny mofo fôgna ny iviloman'ôla fa ze teny daôly alôkan'ny vavan'Andriamanitra.