\v 5 Raha mbôla nitare Izy, tamy, nisy rondro mazava nanakogna an'jareo, ary tamy, nisy feo nivôka avy takao amin'ny rondro, nagnano hoe: "Ity ny Zanako malalako, ze sitrako tokoa. Henoy Izy" \v 6Rafa enon'reo mpianatra zaigny, de lavo zareo ary nataotra mafy. \v 7 Avy akeo tamy Jesosy ary nikasika an'jareo ka niteny hoe: "Mitsangana ary aza maotra" \v 8Avy akeo de nijery ambony zareo fa tsy nahita na iza na iza afa-tsy Jesosy rery iany.