\v 21Tsy reo daôly ze miteny amina hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lanitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze any an-danitra iany \v 22 Betsaka reo ôla hiteny amina amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, tsy efa namignany tamin'ny agnaranao ma zay, tsy efa namôka reo demonia tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao', ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao \v 23Avy akeo Za hanambara amin'jareo miariary hoe: 'Tsy nahafantatra anareo mitsy Za! Melà lavitra Ana, ry mpagnao ratsy!'