\v 6 Aza amena ny alika ze masina, ary aza hatsipy eo anoloan'ny kisoa ny vatosoanareo. Raha tsy zany de mety ho vĂ´hitsany ny tongon'jareo, ary avy eo hifotitra sy hamiravira anareo amin'ny fahapotehana.