\v 23 Ozy Jesosy tamin'reo mpianatra hoe: "Lazaiko marigna aminareo, sarotra ho an'ny mpanakaregna ny hiditra ny fanjakan'ny lanitra. \v 24 Ary mbĂ´la lazaiko aminareo indray, tegna mora an'i rameva ny miditra amin'ny vodim-panjaitra nony idiran'ny mpanakaregna amin'ny fanjankan'Andriamanitra."