\v 20 Indro, nisy vevavy ze efa nande rà nandritra ny rombefolo taona, nakao afaran'i Jesosy ary nikasika ny sisin'akanjony. \v 21 Fa ozy izy tamin'ny tegnany hoe: "Raha mavôkasika ny lambany akeo za, de ho sitragna." \v 22 Fa nierika Jesosy ka natazagna an'azy, de nitare hoe: "Ry zanako vavy, mahereza; ny finonao no nasitragna an'nao." Ary sitragna le vevavy nanomboka tamin'io ora io.