\v 15 Mitandrema amin'reo mpaminany sandoka, ze magnatona anareo amin'ny fitafian'ondry nefa amboadia tegna mpiaza \v 16Amin'ny alalan'ny vôny no hahafantaranareo an'jareo. Maka vôloboka akeigny amin'ny tsilo ma ny ôla, na kô aviavy akeigny amin'ny songosongo \v 17Mitovy amin'zaigny, ny kakazo rehetra de mamokatra vô tsara, fa ny kakazo ratsy de mamokatra vô ratsy.