auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 20:40:11 +08:00 committed by root
parent 563c8a9cfa
commit ffed730eaa
8 changed files with 8 additions and 8 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Enin'andro tao arigna Jesosy de naka an'i Petera, Jakoba, sy Joana ralany niaraka taminy, ary nidesiny zareo niakatra ny tanety ambogny tamin'ny tegnan'jareo Niova endrika teo anatren'jareo Izy Namiratra otrany masoandro ny tavany, ary reo fitafiany lasa namiratra otrany ny hazavagna
\v 1 \v 2 Enin'andro tao arigna Jesosy de naka an'i Petera, Jakoba, sy Joana ralany niaraka taminy, ary nidesiny zareo niakatra ny tanety ambogny tamin'ny tegnan'jareo Niova endrika teo anatren'jareo Izy Namiratra otrany masoandro ny tavany, ary reo fitafiany lasa namiratra otrany ny hazavagna

View File

@ -1 +1 @@
Indro, nibogna tamin'jareo Mosesy sy Elia niresaka taminy Namaly Petera ary nagnao tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, tsara amintsika ny aketo Raha sitrakao, de hagnano fialofana telo ho antsika aketo za ray ho anao, ray ho an'i Mosesy, ary ray ho an'i Elia"
\v 3 \v 4 Indro, nibogna tamin'jareo Mosesy sy Elia niresaka taminy Namaly Petera ary nagnao tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, tsara amintsika ny aketo Raha sitrakao, de hagnano fialofana telo ho antsika aketo za ray ho anao, ray ho an'i Mosesy, ary ray ho an'i Elia"

View File

@ -1 +1 @@
Raha mbola niteny Izy, indro, nisy rondro mazava nagnarona an'jareo, ary indro, nisy feo nivoka avy takao amin'ny rondro, nagnano hoe: "Ity ny Zanako malalako, ze sitrako toko Henoy Izy" Rafa ren'reo mpianatra zaigny, de lavo zareo ary nataotra mafy Avt akeo tamy Jesosy ary nikasika an'jareo ka niteny hoe: "Mitsangana ary aza maotra" Avt akeo de nijery ambony zareo fa tsy nahita nao iza na iza afa-tsy Jesosy rery iagny
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Raha mbola niteny Izy, indro, nisy rondro mazava nagnarona an'jareo, ary indro, nisy feo nivoka avy takao amin'ny rondro, nagnano hoe: "Ity ny Zanako malalako, ze sitrako toko Henoy Izy" Rafa ren'reo mpianatra zaigny, de lavo zareo ary nataotra mafy Avt akeo tamy Jesosy ary nikasika an'jareo ka niteny hoe: "Mitsangana ary aza maotra" Avt akeo de nijery ambony zareo fa tsy nahita nao iza na iza afa-tsy Jesosy rery iagny

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nidigna ny tanety zareo, de nandidy an'jareo Jesosy, nagnano hoe: "Aza miteny zao fahitana zao na amin'iza na iza mandra-pitsangan'ny Zanak'Olo amin'ny maty" Nanontant Azy reo mpianany, nagnano hoe: "Naogna ary reo mpanora-dalana no milaza fa Elia de tsy mainty ho avy aloa
\v 9 \v 10 Rafa nidigna ny tanety zareo, de nandidy an'jareo Jesosy, nagnano hoe: "Aza miteny zao fahitana zao na amin'iza na iza mandra-pitsangan'ny Zanak'Olo amin'ny maty" Nanontant Azy reo mpianany, nagnano hoe: "Naogna ary reo mpanora-dalana no milaza fa Elia de tsy mainty ho avy aloa

View File

@ -1 +1 @@
Jesosy namaly ary niteny hoe: "Elia de ho avy tokotrany ary hamerina amin'ny laoniny ny ra rehetra Nefa lazaiko aminareo, fa efa tonga Elia, fa zareo tsy nahafantatra azy Mifanohitra amin'zaigny, nagnano ny ra rehetra ze teigny natao taminy zareo Ary toy zaigny iany ko, ny Zanak'Olo iany ko de hijaly akeo an-tanan'jareo Avy akeo de azon'reo mpianatra fa niteny tamin'jareo ny momba an'i Jaona mpagnano Batisa Izy
\v 11 \v 12 \v 13 Jesosy namaly ary niteny hoe: "Elia de ho avy tokotrany ary hamerina amin'ny laoniny ny ra rehetra Nefa lazaiko aminareo, fa efa tonga Elia, fa zareo tsy nahafantatra azy Mifanohitra amin'zaigny, nagnano ny ra rehetra ze teigny natao taminy zareo Ary toy zaigny iany ko, ny Zanak'Olo iany ko de hijaly akeo an-tanan'jareo Avy akeo de azon'reo mpianatra fa niteny tamin'jareo ny momba an'i Jaona mpagnano Batisa Izy

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tonga takeo amin'ny vaoka zareo, de nisy leila raika nagnatona Azy, nandohalika takeo anatreany, ary niteny hoe, "Tompo, magnana famindram-po amin'ny zanako lahy, fa voan'ny androbe izy ary mijaly mafy Fa lavo matetika any agnaty afo na rano izy Nitondra azy takeo amin'reo mpianatrao za, fa tsy afaka nagnasitrana azy zareo"
\v 14 \v 15 \v 16 Rafa tonga takeo amin'ny vaoka zareo, de nisy leila raika nagnatona Azy, nandohalika takeo anatreany, ary niteny hoe, "Tompo, magnana famindram-po amin'ny zanako lahy, fa voan'ny androbe izy ary mijaly mafy Fa lavo matetika any agnaty afo na rano izy Nitondra azy takeo amin'reo mpianatrao za, fa tsy afaka nagnasitrana azy zareo"

View File

@ -1 +1 @@
Namaly Jesosy ary niteny hoe: "Ry taranka tsy mpino sy simba toetra, mandra-pahovegna no tokony hitoerako miaraka aminareo Mandra-pahovena no tsy maintsy izakako miaraka aminareo Ndeso eto amiko izy" Niteny mafy ny demonia Jesosy, ka nivoka taminy zany ary de sitrana tamin'zany ora zany le zazala
\v 17 \v 18 Namaly Jesosy ary niteny hoe: "Ry taranka tsy mpino sy simba toetra, mandra-pahovegna no tokony hitoerako miaraka aminareo Mandra-pahovena no tsy maintsy izakako miaraka aminareo Ndeso eto amiko izy" Niteny mafy ny demonia Jesosy, ka nivoka taminy zany ary de sitrana tamin'zany ora zany le zazala

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"mat","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD010"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["08-title","08-14","08-11","08-08","08-05","08-04","08-01","08-23","08-26","08-28","08-30","08-33","18-title","01-22","28-01","07-01","07-03","07-06","07-07","07-11","07-13","07-15","07-18","07-21","07-24","07-26","07-28","11-title"]}
{"project":{"id":"mat","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD010"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["08-title","08-14","08-11","08-08","08-05","08-04","08-01","08-23","08-26","08-28","08-30","08-33","18-title","01-22","28-01","07-01","07-03","07-06","07-07","07-11","07-13","07-15","07-18","07-21","07-24","07-26","07-28","11-title","17-title"]}