auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 20:20:04 +08:00 committed by root
parent c36941119c
commit fec58fe817
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany. Mivavaha mbô tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasan
Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany. Mivavaha mbô tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasanareo. Fa hisy fahoriana gedabe, ze tsy mbôla nisy salan'zany hatraigny am-piandohan'zao tontolo zao mandraky gniany, tsia, ary tsy hisy tsony. Ra tsy nafoizina reo andro reo, de tsisy nofo novonjena.