auto save
This commit is contained in:
parent
9d930f0026
commit
f81237bd60
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary ny mpanjaka hiteny am'reo ze akeo an-tagnana ankavanany hoe: 'Ave, anareo ze notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana ze efa vôhomagna ho an'nareo hatrize nagnorenana an'zao tontolo zao. Fa nôna Za de namenareo hanina; nangetaheta Za de namenareo ho sotroina; nivainy Za de nampandrosoinareo; niboridagna Za
|
||||
Ary ny mpanjaka hiteny am'reo ze akeo an-tagnana ankavanany hoe: 'Ave, anareo ze notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana ze efa vôhomagna ho an'nareo hatrize nagnorenana an'zao tontolo zao. Fa nôna Za de namenareo hanina; nangetaheta Za de namenareo ho sotroina; nivainy Za de nampandrosoinareo; niboridagna Za de nampitafinareo; narary Za nokarakarainareo; ary taigny am-ponja Za de nakany
|
Loading…
Reference in New Issue