auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 08:10:34 +08:00 committed by root
parent f8ddcfbd7b
commit f54fe99e89
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa Heroda nisambotra an'i Jaona, namatotra an'azy, ary nandefa an'azy takeigny an-dragnomaizigna noho i Herodiasy, vadin'i Filipo rahalahiny. Fa ozy Jaona tamin'azy hoe: "Tsy ara-dalàna ho an'nao no managna an'azy ho vadinao." Magniry Fa Heroda nisambotra an'i Jaona, namatotra an'azy, ary nandefa an'azy takeigny an-dragnomaizigna noho i Herodiasy, vadin'i Filipo rahalahiny. Fa ozy Jaona tamin'azy hoe: "Tsy ara-dalàna ho an'nao no managna an'azy ho vadinao." Magniry ny hamono an'azy Heroda, saingy natatra 'reo vahôka izy, satria noraisin-jareo salan'ny mpaminagny izy.

1
14/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa rafa tonga ny tsingerin'ny andro nateran'i Heroda, de nandihy teo am-povôn-jareo vahiny nasaina ny zanakavavin'i Herodiasy ka nafinaritra an'i Heroda. Ho tambin'zany, de nampagna