auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-14 07:31:10 +08:00 committed by root
parent 59aa6ae24d
commit ef42c2598b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy mpiralà fito. Nanambady ny vôlôny ary maty avy akeo. Lasa tsy namela zanaka, navelany ho an'ny ralàny ny vadiny. Avy akeo nagnano ra mitovy amin'zay ny far
Nisy mpiralà fito. Nanambady ny vôlôny ary maty avy akeo. Lasa tsy namela zanaka, navelany ho an'ny ralàny ny vadiny. Avy akeo nagnano ra mitovy amin'zay ny farôy, avy akeo ny fatelo, ôtran'zany fôgna hatrany amin'le ralàny fafito. Tafaran'izy daôly reo, de maty le vevavy. Ary amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'ze amin'