auto save
This commit is contained in:
parent
ef617a436e
commit
ee3305f82f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 Loza ho an'zao tontolo zao noho ny fotônan'ny fagnafitôinana! Fa ilaina ny atongavan'zany fotôna zany, nefa loza ho an'ny ôla ze niaven'zany fotôna zany!\v 8Ra miteraka fanafintohinana ho an'anao ny tagnanao na ny tongotrao, de tapao zany ary esory akeo aminao. Tsara koko ho anao ny mitsôfoka kilemaina na mandringa aigny amin'ny fiainana mandrakizay no ny ho very aigny amin'ny afo tsy mety maty amin'ny fananana tagnana rôy na tongotra rôy/.
|
||||
\v 7 Loza ho an'zao tontolo zao noho ny fotônan'ny fanafitoinana! Fa ilaina ny atongavan'zany fotôna zany, nefa loza ho an'ôla ze niaven'zany fotôna zany!\v 8Ra miteraka fanafintohinana ho an'anao ny tagnanao na ny tongotrao, de tapao zany ary esory akeo aminao. Tsara koko ho anao ny miditra kilemaina na mandringa aigny amin'ny fiainana mandrakizay noho ny ho very aigny amin'ny afo tsy mety maty amin'ny fananana tagnana rôy na tongotra rôy/.
|
Loading…
Reference in New Issue