diff --git a/19/13.txt b/19/13.txt index 3f1fd7a8..0c326de7 100644 --- a/19/13.txt +++ b/19/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Avt akeo nisy akizy madinika sasatsasagny ndesigny teo aminy mba hametrany tagnana amin'jareo ka hivavaka, fa nitareo mafy an'azy reo mpianatra. Fa ozy Jesosy hoe: "Avelao ny akizy madinika, ary aza raragna izy reo hagnatona Any, satria ny fanjakkan'ny lanitra de an'ny toy an'azy reo." Napetrany teo amin'reo akizy ny tanany, ary avy akeo niala teo Izy. \ No newline at end of file +\v 13 Avy akeo nisy akizy madinika sasatsasagny ndesigny teo aminy mba hametrany tagnana amin'jareo ka hivavaka, fa nitare mafy an'reo mpianatra. \v 14 Fa ozy Jesosy hoe: "Avelao ny akizy madinika, ary aza raragna izy reo hagnatona Any, satria ny fanjakkan'ny lanitra de an'ny toy an'azy reo."\v 15 Napetrany teo amin'reo akizy ny tanany, ary avy akeo niala teo Izy. \ No newline at end of file