auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-19 17:06:27 +08:00 committed by root
parent 1e4130d4b0
commit eb7ae14bb8
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mihavàna aingana amin'ny mpiampanga an'nao raha mbola miara-de am'nazy aigny amin'ny fitsarana anao, fandrao ny mpiampanga an'nao hanolotra an'nao amin'ny mpitsara, ary ny mpitsara mety hanolotra an'nao amin'ny manam-boninatra, ka hatao akao an-trano maizana enao. Lazaiko marina am'nareo, fa tsy ho afaka mivôka akao miitsy enao mandra-p
Mihavàna aingana amin'ny mpiampanga an'nao raha mbola miara-dia am'nazy aigny amin'ny fitsarana anao, fandrao ny mpiampanga an'nao hanolotra an'nao amin'ny mpitsara, ary ny mpitsara mety hanolotra an'nao amin'ny manam-boninatra, ka hatao akao an-trano maizana enao. Lazaiko marina am'nareo, fa tsy ho afaka mivôka akao miitsy enao mandra-pandoavanao ny vola faran'ny kely ndrindra amin'ny trosanao.

1
05/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Efa regnareo fa vôlaza hoe: "