auto save
This commit is contained in:
parent
17e11ed7df
commit
e83208cbb9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka ho atolotr'i zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho vonony, ho alan'ny firenena daôly anareo nohon'ny Agnarako. Ary maro no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpamignany sandoka maro no hitsangana mbô hamitaka ny marox
|
||||
Ka ho atolotr'i zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho vonony, ho alan'ny firenena daôly anareo nohon'ny Agnarako. Ary maro no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpamignany sandoka maro no hitsangana mbô hamitaka ny maro.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Satria ny faharatsena de hitombo, ary hia-mangatseka ny fitiavan'ny maro. Fa le raika ze miaritra hatramin'ny farany de ho vôvonjy. 'Ty filazantsaran'ny fanjakana 'ty de ho toriana erak'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny farany.
|
Loading…
Reference in New Issue