auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 20:35:35 +08:00 committed by root
parent 326629b2a3
commit dd3dabca7a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Anao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za." Ozy Jesosy hoe: "Magnantôna". Ka de niala avy takao amin'ny sambokely Pet
Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Anao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za." Ozy Jesosy hoe: "Magnantôna". Ka de niala avy takao amin'ny sambokely Petera ary nande teo ambony rano mbô hagnantona an'i Jesosy. Fa rafa natazagna rivotra Petera, de lasa natatra. Ra iny izy nanomboka nilentika iny, de niaika mafy izy sady nitaré hoe: "Tompo,